Ho fampiraisana sy ho fampandrosona ny rehetra

Tonga soa herimiampita!

herimiampita | 06 Aprily, 2006 03:28

Misaotra anao mitsidika, fa izay mahavangivangy hono tian-kavana tsarovy ihany koa anefa ilay  tenindrazantsika manao hoe ny havan-tiana tsy iaraha-monina asa ahoana ny hevitrao ny amin'ny momba an'io fa raha ny tenako dia tena miray hevitra amin'ireto razam-bentsika ireto.
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb